builderall

Fihaonan'ny CBMC MADAGASCAR  maneran-tany

Fotoam-bavaka sy Fifampitomboana isaka ny Sabotsy Hariva Aty Madagasikara

 Fivoriana fanao isaka ny Sabotsy hariva 
 Fivoriana hianarana Tenin'Andriamanitra
 Fivoriana hifampitondrana am-bavaka
 Fivoriana fifampaherezana
Mangataka anao mba hisoratra anarana eto mba hahafahanao manatrika ny Fivorian'ny CBMC androany
  Fihaonana an live
Sabotsy 18 Jolay 2022 manomboka amin'ny 6 ora hariva aty Madagasikara 
Mitondra ny Fampianarana :
Daniel Randriamananjara 
Mpandraharaha
Jimison Rakotoson
Filoha nasionaly